
Ilay Papangon'ny Nofy (the Kite of Dreams)
Die Wünsche von Mohesiw nehmen im Dschungel, in dem er lebt und spielt, Gestalt an. Amunet lächelt, wenn sie über ihre Zukunft nachdenkt. Juana träumt, wenn sie Autoscheiben putzt, und am anderen Ende der Welt suchen Anja und ihr Bruder Tovo zwischen Müllbergen, ohne jemals ihre Träume aus den Augen zu verlieren.
Die Jungen und Mädchen in diesen Kurzgeschichten lassen ihre Drachen steigen und träumen von einer besseren Welt. Halte dich an der Schnur fest und fliege mit ihnen zusammen mit dem Drachen der Träume davon.
Ao anaty ala mikitroka ipetrahany sy ilalaovany no tanteraka ny nofin'i Mohesiw. Mitsiky i Amunet mieritreritra ny hoaviny. Manonofy atoandro i Juana eo am-panasana fitaratra arorivotry ny fiara ary, any amin'ny ilan'izao tontolo izao kosa, i Anja sy Tovo zandriny mikaroka anatin'ireo fako miavosa, tsy mitsahatra mibanjina ny nofin'izy ireo.
Mampanidina ny papangony ireo ankizilahy sy ankizivavy ao amin'ireo tantara fohy ireo ary manonofy tontolo tsara kokoa.
Tazony mafy ny tadiny, dia tongava hiaraka amin'izy ireo hanidina lavitra miaraka amin'ilay Papangon'ny Nofy.