
Ilay Saka Mpanasitrana: Malagasy Edition of The Healer Cat
Celesse, die Heilerkatze, ist ein hoch angesehenes Mitglied der Nachbarschaft. Als Lieblingskatze des Frauchens verbringt sie faule Tage in der Wärme des Hauses.
In einer verschneiten Nacht kommt eine Hasenmutter herein, die verzweifelt um Hilfe bittet. Widerwillig reist die Heilerkatze mit ihr durch einen nächtlichen Schneesturm und beißend kalten Wind. In einem dunklen Wald erlebt Celesse eine unheimliche Überraschung und ist gezwungen, zum ersten Mal seit langem ihre Kräfte zu sammeln.
--- Noho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano.
Saingy nisy renibitrodia nisosososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry.
Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra. Rehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.