
A Trip to the Zoo: English-Malagasy Bilingual Edition
Ein Ausflug in den Zoo ist eine einfache und unkomplizierte Reise, bei der man sich kaum Sorgen machen muss. Aber für drei besondere Freunde mit besonderen Bedürfnissen kann die Reise entmutigend sein, voller Sorgen und Ängste.
Begleiten Sie Ben, Adam und Jasmine auf ihrem gemeinsamen Zoobesuch und erfahren Sie, welche Herausforderungen sie auf ihrem Weg bewältigen müssen. Ny dia any amin'ny toerana fijerena biby dia tsotra sy mahitsy ary tsy be zavatra mampanahy.
Fa raha hoan'ireto mpinamana telo miavaka sy manana zavatra ilaina manokana ireto kosa, dia mety ho mampitahotra ilay dia: feno fanahiana sy tebiteby. Araho ary i Benja, Adama sy i Jasmina raha niaraka nitsidika ny toerana fijerana biby izy ireo dia ho hitanao ireo zavatra mafy nolalovany nandritra ny diany.